Teny iditra filankevitra ambonin' ny mpitsara (ila, hevitra, ambony, tsara)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [Akademia 2005]
Voambolana 

2017/07/19