Teny iditra mpitsara (tsara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a judge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay juge [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

Teny iditra Mpitsara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
 Mpitsara: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Famaritana anglisy Judges: one of the books of the Bible [Baiboly]
Famaritana frantsay Juges: un des livres de la Bible [Baiboly]
Voambolana 
Lahatsoratra 

2017/06/29