Teny iditra | 1 filankevitra ambonin' ny mpitsara |
Singan-teny | 2 filankevitra, ambony, mpitsara |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62#404] voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara |
Voambolana |
5 Lalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |