|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  filasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha
Fototeny  4  lasy

Teny iditra (2/2)5  filasy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay

Fivaditsoratra  8  filasy, fisaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21