Teny iditra | 1 filaza |
Fototeny | 2 laza |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba entina milaza azo lazaina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#394] ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) |
Ohatra |
6 Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117] 7 Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285] 8 Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245] 9 filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny filaza io |
Teny nalaina | 16 Soratra misy io teny filaza io |
Fivaditsoratra | 17 falazy, filaza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |