Fizahan-teny

Ohabolana : filaza

Ohabolana 1Aza be filaza, ka kely fitondra mody. [2.165 #826]
Aza dia be filaza fa kely fitondra mody. [2.558 #435]
Tsy mety raha be filaza, fa kely fitondra mody. [2.558 #4586]
Tsy mety raha be filaza, ka kely fitondra mody. [2.415 #4841, 2.653 #3406]
Tsy mety raha kely fitondra mody, nefa tera-bao filaza. [2.558 #297]
Dikanteny frantsayIl ne convient pas de parler beaucoup et de rapporter peu à la maison. [2.415 #4841]
Ne faites pas de grandes promesses pour ne rapporter ensuite que peu de chose à la maison. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des bavards paresseux. [2.415 #4841]

Ohabolana 2Aza manao tera-bao filaza. [2.415 #3552]
Dikanteny frantsayNe racontez pas avec emphase, ne dites pas qu' une vache qui vient d' avoir un veau a beaucoup de lait. [2.415 #3552]

Ohabolana 3Ny soa filaza, ny tsara mahate-hihaino. [2.415 #2972]
Dikanteny frantsayLe bien se dit, il se fait écouter. [2.415 #2972]

Ohabolana 4Tsy fidiny toy ny mialim-bomanga ary tsy filaza amin-drafy. [2.558 #291]

Fizahan-teny