Teny iditra filazana (laza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a report, an announcement [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (voici l'annonce qui a été collée sur le mur.) [Abinal 1888]
 annonce, avis [Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny filazana ity (1): Filazana

Teny iditra Filazana (filazana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany filazana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31