Teny iditra (1/2) | 1 filazana |
Fototeny | 2 laza |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a report, an announcement |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) 7 [1.5] annonce, avis |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny | 14 Filazantsara () |
Teny iditra (2/2) | 15 Filazana |
Singan-teny | 16 filazana |
Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Voambolana |
18 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 19 falazañy, falazina, filazana, Filazana, finalaza, zanafaly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/05/27 |