|
|
|
|

Teny iditra1  filelalela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any
Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano
Toetran 'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany
Fototeny  4  lelalela

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11