Teny iditra | lelalela (lela) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firehetan' afo midedadeda Antsoantso na kiakiaka an-kisesy Ravaka na lokon-javatra midorehitra Fahamaimaizan' ny ambavafo toa noana [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |