Teny iditra | 1 filerana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy |
Fototeny | 4 lerana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |