Teny iditra | filetsena (letsy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana! Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Affaissement [1.13] | |
Tovy hevitra | fietrena ~ fijetsena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |