Teny iditra letsy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sinking under pressure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3]
 Qui s'enfonce sous pression [1.8]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra detsy
Kamban-teny 

Teny iditra letsy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ety, tery, tsy omby intsony [1.78]

Teny iditra letsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana [1.1]
Ohatra 
1Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert! [2.5]
2Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. [1.281]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19