Teny iditra filetsy (letsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31