Teny iditra (1/2) | 1 filofo |
Fototeny | 2 lofo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetra na isan'ny omby novonoina (raha misy maty) |
Teny iditra (2/2) | 5 filofo |
Fototeny | 6 lofo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fomba entina milofo, na mikezaka, mikely aina |
Fivaditsoratra | 9 fifolo, filofo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |