Teny iditra (1/2) | 1 filofosana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 lofo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina |
Teny iditra (2/2) | 5 filofosana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fototeny | 7 lofo |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |