Teny iditra fimonjomonjoana (monjomonjo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fingonongononana noho ny tsy fahafaliana na hatezerana
Mitovy hevitra: fikoinkoinana ~ fimoimoizana ~ fimoimoy ~ fimonomononana ~ fingonongononana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05