|
|
|
|

Teny iditra1  monjomonjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feo ngonongononina noho ny tsy fahafaliana na hatezerana.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#445] Murmures, déplaisir
Ohatra  5  [2.996#] Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo.
Voambolana  6  Feo
7  Ontam-po
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30