Teny iditra fimonomononana (monomonona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Grumbling, muttering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Murmures, plaintes sourdes [1.8]
Ohatra Ny sofina saro-piaro, mandre ny zavatra rehetra, ary tsy miery aminy ny fimonomononana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24