Teny iditra | 1 finday |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.2] cell phone |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.2] téléphone portable |
Ohatra |
5 Ataovy azo antoka ny hampiditra ny anaranao sy ny laharan'ny findainao 6 [1.384] Fampandrosoana ny sehatra momba ny finday araka ny politika momba ny lazam-bidy amin' ny fadin-tseranana nasionaly amin' ny tahan' ny haban-tseranana; |
Voambolana |
7 Haitao |
Fototeny | 8 inday |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 fenday |
Fivaditsoratra | 12 adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |