Teny iditra inday
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Sady manondro no toa mangataka an' ilay zavatra tondroina toy ny milaza hoe "omeo": Inday atỳ [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a word used by the receiver when anything is presented to him, equivalent to saying, Give it me, Where is it? [Richardson 1885]

Teny iditra inday
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/11