|
|
|
|

Teny iditra1  fingadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feo re avy amin' ny tongotra mamindra na avy amin' ny fanoto itotoam-bary)
Fototeny  4  ngadona

Fivaditsoratra  5  fandaingo, fingadona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21