Teny iditra |
ngadona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a beating noise, a tremulous noise [Richardson 1885]
|
| a dull thumping sound [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohatra | Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [Rabemolaly: Fary]
|
|
Teny iditra |
ngadona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | fahatongavana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | arrived suddenly [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
|