Teny iditra | 1 finganina |
Fototeny | 2 fingana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 faningina, finganina, finingana, nafingany, nifangany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |