Teny iditra finoma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] zinga, fisotroana, vera, ets [Rakotosaona 1975]
  [Mahafaly] fisotro [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Sakalava] (équivalent de fampinomana (merina) : administration du tangena, ordalie). La plante la plus employée pour les ordalies en pays sakalava n'était pas Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), mais Menabea venenata Baill. (Apocynaceae). Voir kifiofio. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31