|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  finomana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisotroana tangena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Rel. s. from minona.] The tangena ordeal
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (racine inona) Action d'administrer le tangena à quelqu'un. Moins employé que fampinomana. [Merina]
Ohatra  6  [2.649] Ny 4 kosa nogadrana : Andrianatsilo (rehefa velona tamin' ny finomana), Rainitsontsoraka, Raivomanga zandriny, Razakahaja.
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fototeny  8  inona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny finomana io

Teny iditra (2/2)10  finomana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] [Provincial] Fisotroana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] in the provinces it means drinking.
Fototeny  14  inona

Fivaditsoratra  15  finomana, manofina, niafonam, niofanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22