Teny iditra | 1 fintinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy Lazaina amin' ny teny fohy: Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be shrunk, to be contracted, to be shortened |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on rétrécit, qu'on raccourcit |
Fototeny | 6 fintina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 afintina |
Fivaditsoratra | 12 finantiny, finintany, fintaniny, fintinina, ifintinan, nafintiny, nifintian, nifintina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |