|
|
|
|

Teny iditra1  fiofoana
Fototeny  2  ofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ
Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] décoloration

Fivaditsoratra  6  fiofoana, ifofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21