|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] scaling off. see ofaka, ofy.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] mue, changement de peau, de couleur
6  [1.13] dégradation de teinte
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  ofy
Mpanahaka  14  ofaka

Teny iditra (2/2)15  ofo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21