|
|
|
|

Teny iditra1  fiolahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] inflexion
Ohatra  4  [2.346#19] sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra.
5  [2.587#] Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
6  [2.436#] Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana.
Fototeny  7  olaka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fialohana, filoahana, fiolahana, hafalinao, hafalonay, halafinao, halofanay, hialofana, hilaofana, lafihanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21