Teny iditra fiondrana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] toeram-panondranana [Rakotosaona 1972]
 Fomba entina miondrana, miditra amin' ny lakana na sambo mba handeha hiampita [Rajemisa 1985]

2009/02/23