Teny iditra fiotrehana (otrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
¶ Fihibohana an-trano [Rajemisa 1985]

Teny iditra fiotrehana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay incubation [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31