|
|
|
|

Teny iditra1  fiotrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra miotrika, izany hoe apetraka elaela amin' ny toerana iray mba ho masaka
Fototeny  4  otrika

Fivaditsoratra  5  afikitro, fiokitra, fiotrika, firotika, fitraoky, rifatiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21