Teny iditra fiotrika (otrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra miotrika, izany hoe apetraka elaela amin' ny toerana iray mba ho masaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31