Teny iditra fiova (ova)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny zavatra miova [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay variation
¶ fiovam-bika maharitra: déformation permanente
¶ fiovam-bika miserana: déformation temporaire
¶ fiovam-bikan'ny karana: déformation du squelette. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ fiovana fototra: changement de base. [Voambolana: Matematika: rafitrisa]
¶ fiovan'ny azôty ôrganika ho azôty mineraly: nitrification. [Voambolana: Simia]
¶ fiovan'ny lefa: variation d'une fonction. [Voambolana: Matematika]
¶ fiovan'ny maritoerana: changement de repère
¶ fiovaovan'ny vidin-javatra: fluctuation des prix. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana] [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31