|
|
|
|

Teny iditra1  fiovaovana
Fototeny  2  ovaova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  changement [1.4]
5  changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon]) [1.66]
Ohatra  6  Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany. [2.270#]
7  Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472#]
Kamban-teny rehetra 
Mpanahaka  9  fanovana, fiovaova

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12