Teny iditra | fiozona (ozona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miozona, izany hoe miantso loza ho an' ny tena raha toa ka mivadika amin' ny fianianana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fiozona, fozaony, fozoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |