Teny iditra ozona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa.
Mitovy hevitra: ompa ~ sahato ~ sariko ~ tsitsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A curse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malédiction, imprécation [1.8]
Ohatra Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [2.471]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20