|
|
|
|

Teny iditra1  fipoahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao
Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato
Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao
Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny
Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] explosion, détonation
Voambolana  5  Feo
Fototeny  6  poaka

Fivaditsoratra  7  fiapohana, fipaohana, fipoahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21