|
|
|
|

Teny iditra1  firadarada
Fototeny  2  radarada
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina miradarada, fomban' ny olona miradarada, izany hoe miteniteny foana tsy misy heviny, mirediredy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12