Teny iditra | firaisam-pokontany (iray, foko, tany) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | littéralement "union des collectivités [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Teny mitovy hevitra | firaisana | |
Ohatra | Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [SeFaFi ] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |