Teny iditra |
firaisana
(iray)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana anglisy | union; agreement [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | union; accord [Hallanger 1974]
|
Famaritana frantsay | rapport sexuel, accouplement [SLP 1986]
|
| cohérence [Rakotonaivo 1993]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
filomiana |
Ohatra | Firaisan' ny vondrona iray (Cohérence d'un ensemble) [Rakotonaivo 1993]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
firaisana
(iray)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Teny mitovy hevitra | |
|