Teny iditra iray
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tokana: Misy trano iray erỳ an-tampon-kavoana erỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One, single [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un [1.3, 1.8, 1.13]
 Un seul [1.3, 1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)
Mpanahaka  iraika ~ isa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13