|
|
|
|

Teny iditra1  firarazana
Singan-teny  2  firary, razana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  toerana firariana, faniriana, fivavahana [Sihanaka] [1.78]
5  Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  see rary, anjoro. [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01