Teny iditra | 1 firarazana |
Singan-teny | 2 firary, razana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 toerana firariana, faniriana, fivavahana [Sihanaka]
[1.78] 5 Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 see rary, anjoro. [1.2] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |