Teny iditra | firerarera (rerarera) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mirerarera, izany hoe miakanjo tsizarizary, miroradroraka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est relâché, de celui qui est lambin [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |