Teny iditra rerarera (rera)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila tsy ho zaka); fitavozavozana sady mitaredretra. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a word for rebareba [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay relâché, se dit des habits, des ailes qui pendent; qui est débraillé dans son habillement
¶ figuré: flasque, sans énergie, lambin [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31