Teny iditra | 1 firerarerana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiakanjoana tsizarizary, miroradroraka; fibarerana; firefarefana (elatry ny vorona, akanja), fitavozavozana, fitaredretana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] le relâchement, la lenteur |
Fototeny | 5 rerarera |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |