|
|
|
|

Teny iditra1  firesahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  resaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra
Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy
Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana
Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l’action de causer
Ohatra  6  [2.4] Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana.
7  [2.472] Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny firesahana io

Fivaditsoratra  9  firesahana, harafesina, hirafesana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29