Teny iditra | resaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Conversation, talk [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Conversation; entretien [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Causerie [1.3] | ||||||||||||||||
[Sakalava-Mayotte] Cri, hurlement [1.405] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny resaka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kasera, resaka, sakare, sarake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |